Hopefy Radio MG logo

Hopefy Radio MG

Madagascar

Christian musicGospelReligion

Ny Radio Hopefy (24/7 Radio Station), izay an’ny Fanantenana ho Anao – Hopefy, dia natokana hampielezana fanantenana sy fankaherezana ho an’ny tsirairay amin’ny toe-piainana samihafa. Ny iraka ataonay dia ny manomana ara-panahy ny tsirairay amin’ny diany eto an-tany, miaraka amin’ny fanamafisana ny lova faratampony izay nomanin’ny Tompo dia ny "fiainana mandrakizay". Ny tanjonay dia ny hanentana ny fomba fiaina izay miantoka ny fiomanana ho amin’ny fiavian’i Jeso Kristy fanindroany, rehefa miseho eo amin’ny rahon’ny lanitra Izy.

Listen in Prismatic Radio

Experience this station with stunning visualizers in the app.

Get the app

External Links

Visit station website
Hopefy Radio MG — Prismatic Radio